Psalms 127:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tanan’ny mahery ny zanaky ny fahatanorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tanan’ny mpiady, toy izany koa ny zanaky ny fahatanorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny zana-tsipîka an-tanan’ny mpiady ireo zanaky ny fahatanorana.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan'ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tanan’ny mahery ny zanaky ny fahatanorana.
malagasy
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan'ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin'ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin'ny fahavalo eo am-bavahady.