Psalms 127:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny lehilahy izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny. Tsy ho menatra ireny raha mifamaly amin’ny fahavalo eo am-bavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’izany, fa tsy ho menatra raha mifamaly amin’ny fahavalo eo am-bavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny lehilahy mahafeno tranon-jana-tsipîka amin’ireo! Fa tsy ho menatra izy, rehefa hifamaly amim-pahavalo eo am-bavahadin-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin'ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin'ny fahavalo eo am-bavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny lehilahy izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ireny. Tsy ho menatra ireny raha mifamaly amin’ny fahavalo eo am-bavahady.
malagasy
Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin'ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin'ny fahavalo eo am-bavahady.