Psalms 128:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay rehetra matahotra NY TOMPO, dia izay mandeha amin’ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Sambatra ny lehilahy matahotra an’i Iaveh, izay mandeha amin’ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Sambatra izay rehetra manaja ny TOMPO sy manaraka ny sori-dàlana nataony.
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Sambatra izay rehetra matahotra an'i Jehovah, Dia izay mandeha amin'ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay rehetra matahotra NY TOMPO, dia izay mandeha amin’ny lalany.
malagasy
[Ny hatsaran'ny tokan-tranon'ny olona matahotra an'Andriamanitra] Fihirana fiakarana. Sambatra izay rehetra matahotra an'i Jehovah, Dia izay mandeha amin'ny lalany.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]