Psalms 128:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hohaninao tokoa ny vokatry ny asan’ny tananao; sambatra sady ambinina ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihinana ny asan-tananao ianao amin’izany, ka dia sambatra sy voky soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vokatry ny asanao tokoa no hivelomanao ka sambatra sy ambinina ianao!
Malagasy Bible 1865
Fa hohaninao tokoa ny asan'ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hohaninao tokoa ny vokatry ny asan’ny tananao; sambatra sady ambinina ianao.
malagasy
Fa hohaninao tokoa ny asan'ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao.