Psalms 128:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, toy izany no hitahiana izay lehilahy matahotra NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no hitahiana ny lehilahy matahotra an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, toy izany no itahiana ny lehilahy manaja ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, toy izany no hitahiana izay lehilahy matahotra NY TOMPO.
malagasy
Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an'i Jehovah.