Psalms 128:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitahy anao avy any Ziona anie NY TOMPO; ary ho faly hahita ny fahasoavan’i Jerosalema anie ianao amin’ny andro rehetra iainanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh anie hanambina anao, avy ao Siôna! Enga anie ka hahita an’i Jerosalema miadana tsara ianao, amin’ny andro rehetra hiainanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitahy anao avy ao Tsiôna anie ny TOMPO, ka amin’ny andro rehetra iainanao no hahitanao ny hasambaran’i Jerosalema
Malagasy Bible 1865
Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan'i Jerosalema anie ianao Amin'ny andro rehetra hiainanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitahy anao avy any Ziona* anie NY TOMPO; ary ho faly hahita ny fahasoavan’i Jerosalema anie ianao amin’ny andro rehetra iainanao.
malagasy
Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan'i Jerosalema anie ianao Amin'ny andro rehetra hiainanao.Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.