Psalms 128:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hahita ny zafinao anie ianao. Fiadanana anie ho amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita ny zanaky ny zanakao anie ianao! Ho amin’i Israely anie ny fiadanana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy hahitanao ny zafikelinao! Ny fiadanana anie ho an’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hahita ny zafinao anie ianao. Fiadanana anie ho amin’ny Israely.
malagasy
Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.