Psalms 129:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahoriany matetika aho hatry ny fony aho mbola tanora: eny, aoka hataon’ny Israely hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanora aho; - - aoka i Israely hilaza izany! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Mafy izay nampahoriana ahy hatry ny fony kely izay! –Aoka ny vahoaka Israely hilaza hoe:
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora, Eny, aoka hataon'ny Isiraely hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahoriany matetika aho hatry ny fony aho mbola tanora: eny, aoka hataon’ny Israely hoe:
malagasy
[Ny hiafaran'ny mpandrafy an'i Ziona] Fihirana fiakarana. Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora, Eny, aoka hataon'ny Isiraely hoe: [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]