Psalms 129:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahoriany matetika aho hatry ny fony aho mbola tanora, nefa tsy naharesy ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanora aho, nefa tsy naharesy ahy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mafy izay nampahoriana ahy hatry ny fony kely izay! Kanefa tsy naharesy ahy ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora; Nefa tsy naharesy ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahoriany matetika aho hatry ny fony aho mbola tanora, nefa tsy naharesy ahy izy.
malagasy
Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora; Nefa tsy naharesy ahy izy.