Psalms 129:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny fanaon’ny mpiasa tany no niasany ny lamosiko ka nanalava ny vavaasany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolahasainy ny lamosiko, nosoritany vava asa lava ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanoritana vava asa lava ny lamosiko, toy ny ataon’ny mpiasa tany eo amin’ny sahany.
Malagasy Bible 1865
Ny mpiasa dia niasa ny lamosiko; Efa nanalava ny vavasany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny fanaon’ny mpiasa tany no niasany ny lamosiko ka nanalava ny vavaasany izy.
malagasy
Ny mpiasa dia niasa ny lamosiko; Efa nanalava ny vavasany izy.