Psalms 129:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina NY TOMPO; efa notapahany ny fatorana nataon’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina anefa i Iaveh, ka notapahiny ny famatorana nataon’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandala ny rariny kosa ny TOMPO, ka namaha ny fatorana nataon’ireo tamiko.»
Malagasy Bible 1865
Marina Jehovah: Efa nanapaka ny famatorana nataon'ny ratsy fanahy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina NY TOMPO; efa notapahany ny fatorana nataon’ny ratsy fanahy.
malagasy
Marina Jehovah: Efa nanapaka ny famatorana nataon'ny ratsy fanahy Izy.