Psalms 129:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra sy hihemotra izay rehetra mankahala an’i Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho menatra sy hiamboho eny, izay rehetra mankahala an’i Siôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho menatra sy hihemotra izay rehetra mankahala an’i Tsiôna!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an'i Ziona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra sy hihemotra izay rehetra mankahala an’i Ziona*.
malagasy
Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an'i Ziona