Psalms 129:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izy ho tahaka ny ahitra eo an- tampon-trano izay malazo na dia tsy misy manongotra azy aza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanahaka ny ahitra an-tafon-trano izy, izay malazo alohan’ny hanongotana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy ho toy ny ahitra an-tampontrano: tsy mbola ongotana, dia efa maina;
Malagasy Bible 1865
Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izy ho tahaka ny ahitra eo an- tampon-trano* izay malazo na dia tsy misy manongotra azy aza;
malagasy
Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;