Psalms 129:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy misy mpijinja mameno tanana na mpamehy amboara mameno tratra amin’izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpijinja tsy mahafeno tanana amin’izany, sy ny mpamehy amboara ny ampofoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy mahafeno tanana, raha jinjana; tsy ahazoana amboara, raha angonina;
Malagasy Bible 1865
Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin'izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy misy mpijinja mameno tanana na mpamehy amboara mameno tratra amin’izany;
malagasy
Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin'izany;Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran'i Jehovah no itsofanay rano anareo.