Psalms 129:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa tsy hisy mpandalo hiteny hoe: Hotahin’NY TOMPO anie ianareo; eny, ny anaran’NY TOMPO no itsofanay rano anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any ny mpandalo tsy mba manao hoe: Ho aminareo anie ny fitahian’i Iaveh! - Mitso-drano anareo amin’ny anaran’i Iaveh izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy mampiteny ny mpandalo hoe: « Notahîn ’ny TOMPO Andriamanitrareo ê!» Amin’ny anaran’ny TOMPO no irarianay fitahiana ho anareo!
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran'i Jehovah no itsofanay rano anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa tsy hisy mpandalo hiteny hoe: Hotahin’NY TOMPO anie ianareo; eny, ny anaran’NY TOMPO no itsofanay rano anareo.
malagasy
Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran'i Jehovah no itsofanay rano anareo.