Psalms 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako ato anatiko sy halahelovako am-po isanandro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan’ny fahavaloko ho amboniko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy, mandra-pahoviana no hanafenanao ny Tavanao amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mandra-pahoviana no mbola hanadinoanao ahy, ary mandra-pahoviana koa no tsy hanekenao hijery ahy?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako am-panahy, sy hahalahelovako am-po isan'andro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan'ny fahavaloko ho amboniko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako ato anatiko sy halahelovako am-po isanandro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan’ny fahavaloko ho amboniko?
malagasy
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako am-panahy, sy hahalahelovako am-po isan'andro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan'ny fahavaloko ho amboniko?