Psalms 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo aho ka valio, RY TOMPO Andriamanitro ô! Ampahazavao ny masoko, fandrao renoky ny torimasom-pahafatesana aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana no hamoromporon-kevitra ao amin’ny fanahiko aho, ary dia ho feno alahelo isan’andro ny foko? Mandra-pahoviana no hitsanganan’ny fahavaloko mamely ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-pahoviana aho no hiferinaina ka halahelo am-po isan’andro izao? Mandra-pahoviana ny fahavaloko no mbola hisandratra ho amboniko?
Malagasy Bible 1865
Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô; ampahazavao ny mazoto, fandrao renoky ny torimaso fahafatesana aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo aho ka valio, RY TOMPO Andriamanitro ô! Ampahazavao ny masoko, fandrao renoky ny torimasom-pahafatesana aho,
malagasy
Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô; ampahazavao ny mazoto, fandrao renoky ny torimaso fahafatesana aho;