Psalms 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao ny fahavaloko hilaza hoe: Naharesy azy aho! Fandrao hifaly ny rafiko raha mangozohozo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo, mba valio aho, ry Iaveh Andriamanitro ô! Omeo fahazavana ny masoko mba tsy ho renoky ny torimaso fahafatesana aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, mba jereo aho ka valio vavaka. Avereno tanjaka sy hery aho, fandrao dia ho renoka tokoa ho amin-torimasom-pahafatesana,
Malagasy Bible 1865
Fandrao ny fahavaloko hanao hoe: naharesy azy aho, fandrao hifaly ny rafilahiko, raha mangozohozo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao ny fahavaloko hilaza hoe: Naharesy azy aho! Fandrao hifaly ny rafiko raha mangozohozo aho.
malagasy
Fandrao ny fahavaloko hanao hoe: naharesy azy aho, fandrao hifaly ny rafilahiko, raha mangozohozo aho.