Psalms 13:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izaho kosa dia ny famindramponao no itokiako; hiravoravo amin’ny famonjenao ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hanaovan’ny fahavaloko hoe: «Resiko izy!» ka tsy hifalian’ny mpanohitra ahy, mahita ahy mangozohozo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fandrao koa ny fahavaloko no hihambo ho naharesy ahy; ary dia hibitaka ireo mpanohitra fa hoe nampilavo lefona ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha izaho kosa, dia ny famindram-ponao no itokiako; ho faly amin'ny famonjenao ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izaho kosa dia ny famindramponao no itokiako; hiravoravo amin’ny famonjenao ny foko.
malagasy
Fa raha izaho kosa, dia ny famindram-ponao no itokiako; ho faly amin'ny famonjenao ny foko.Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy;