Psalms 13:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihira ho an’NY TOMPO aho satria nanisy soa ahy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izaho, dia ny hatsaram-ponao no itokiako; ny famonjenao no hientanan’ny foko, hihira ho an’i Iaveh aho, noho ny soa nataony tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavanao kosa no ianteherako, ny famonjenao no hiravoako. TOMPO ô, hihira ho voninahitrao aho noho ny soa nataonao tamiko.
Malagasy Bible 1865
Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihira ho an’NY TOMPO aho satria nanisy soa ahy Izy.
malagasy
Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy;