Psalms 130:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao amin’ny lalina no niantsoako Anao, TOMPO ô,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Ato ambody hantsana aho no miantso anao, ry Iaveh, Tompo ô, henoy ny feoko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Anaty hantsam-pahoriana aho no miantso Anao, ry TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao amin’ny lalina no niantsoako Anao, TOMPO ô,
malagasy
[Fitarainana ataon'izay latsaka amin'ny fahoriana lalina] Fihirana fiakarana. Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô, [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]