Psalms 130:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, henoy ny feoko; aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon’ny fifonako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka ny sofinao anie hihaino ny feon’ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba henoy, Tompo ô, izany feoko! Ho tandrin’ny sofinao anie ny feoko mitaraina!
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, henoy ny feoko; aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon’ny fifonako.
malagasy
Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako.