Psalms 130:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitahiry heloka Ianao, TOMPO ô, iza no hahajanona, Tompo ô?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitana ny fahatsiarovana ny heloka Ianao, ry Iaveh, iza no haharitra, Tompo ô?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mitsikilo heloka Ianao, ry TOMPO, iza moa no hahatanty, Tompo ô?
Malagasy Bible 1865
Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitahiry heloka Ianao, TOMPO ô, iza no hahajanona, Tompo ô?
malagasy
Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?