Psalms 130:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao Aminao no misy ny famelan-keloka mba hatahorana Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ao aminao ny famelan-keloka, mba hanajan’ny olona Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ao aminao ny famelana mba hanajan’ny olona Anao.
Malagasy Bible 1865
Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao Aminao no misy ny famelan-keloka mba hatahorana Anao.
malagasy
Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.