Psalms 130:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niandry NY TOMPO aho; eny, niandry Azy ny fanahiko ary ny teniny no nanantenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manantena an’i Iaveh aho, manantena ny fanahiko, ary miandry ny teniny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manantena mafy ny TOMPO aho sady matoky ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niandry NY TOMPO aho; eny, niandry Azy ny fanahiko ary ny teniny no nanantenako.
malagasy
Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.