Psalms 130:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manantenà NY TOMPO, ry Israely, fa ao amin’NY TOMPO no misy ny famindrampo sy ny fanavotana be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apetraho amin’i Iaveh ny fitokianao, ry Israely, fa ao amin’i Iaveh no misy ny famindram-po; ao aminy no misy fanafahana mihoa-pampana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no aoka hitokian’ny vahoaka Israely ny TOMPO, satria ny fitiavana no ao amin’ny TOMPO ary koa ny fanavotana tsy hita lany!
Malagasy Bible 1865
Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manantenà NY TOMPO, ry Israely, fa ao amin’NY TOMPO no misy ny famindrampo sy ny fanavotana be.
malagasy
Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.