Psalms 130:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny helony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no hanavotra an’i Israely amin’ny helony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Izy no hanavotra ny vahoaka Israely ho afaka amin’ny fahotana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny helony rehetra.
malagasy
Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra.