Psalms 131:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Israely ô, manantenà NY TOMPO, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apetraho amin’i Iaveh ny fitokianao, ry Israely, ankehitriny sy mandrakizay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny vahoaka Israely hatoky ny TOMPO manomboka izao ka ho mandrakizay!
Malagasy Bible 1865
Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Israely ô, manantenà NY TOMPO, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
malagasy
Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.