Psalms 132:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tsarovy i Davida noho ny zavatra rehetra nanjo azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Ry Iaveh, tsarovy i Davida, sy ny fahasahiranany rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. TOMPO ô, ny zavatra rehetra niaretan’i Davida dia mba tsarovy hanasoavanao azy.
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Jehovah ô, tsarovy Davida Noho ny fiahiany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tsarovy i Davida noho ny zavatra rehetra nanjo azy,
malagasy
[Vavaka ho an'ny tranon'Andriamanitra sy ny ankohonan'i Davida] Fihirana fiakarana. Jehovah ô, tsarovy Davida Noho ny fiahiany rehetra,[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]