Psalms 132:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny amin’i Davida mpanomponao dia aza mampiala maina ny tavan’ny voahosotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny amin’i Davida mpanomponao, aza manifika ny tavan’ny Voahosotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny amin’i Davida mpanomponao, dia aza lavina ity mpanjaka voahosotrao.»
Malagasy Bible 1865
Noho ny amin'i Davida mpanomponao Dia aza mampiala maina ny tavan'ny voahosotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny amin’i Davida mpanomponao dia aza mampiala maina ny tavan’ny voahosotrao.
malagasy
Noho ny amin'i Davida mpanomponao Dia aza mampiala maina ny tavan'ny voahosotrao.