Psalms 132:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nianiana marina tamin’i Davida NY TOMPO ka tsy hitsoahany izany: Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin’ny sezafiandriananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh nianiana marina tamin’i Davida, ka tsy hitsoaka amin’izany: Ny ateraky ny kibonao, no hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO efa nanao fianianana tamin’i Davida ka tsy hivadika amin’ny marina voalazany hoe: «Iray amin’ireo zanakalahinao no hataoko mpanjaka handimby anao amin’ny sezafiandriananao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nianiana tamin'i Davida, Ary marina izany ka tsy hitsoahany Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin'ny seza fiandriananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nianiana marina tamin’i Davida NY TOMPO ka tsy hitsoahany izany: Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin’ny sezafiandriananao.
malagasy
Jehovah efa nianiana tamin'i Davida, Ary marina izany ka tsy hitsoahany Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin'ny seza fiandriananao.