Psalms 132:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tandreman’ny zanakao ny fanekeko sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, dia ny zanany kosa no handimby tsy tapaka anao eo ambonin’ny sezafiandriananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tandreman’ny zanakao ny fanekeko, mbamin’ny didy hampianariko azy, dia hipetraka mandrakizay, eo amin’ny seza fiandriananao koa ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny zanakao mitandrina ny fanekempihavanako mbamin’ny fepetra izay hampitaiko aminy, dia zanany lahy hatrany hatrany koa no hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao.»
Malagasy Bible 1865
Raha hotandreman'ny zanakao ny fanekeko Sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, Dia hipetraka eo ambonin'ny seza fiandriananao mandrakizay doria kosa ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tandreman’ny zanakao ny fanekeko sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, dia ny zanany kosa no handimby tsy tapaka anao eo ambonin’ny sezafiandriananao.
malagasy
Raha hotandreman'ny zanakao ny fanekeko Sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, Dia hipetraka eo ambonin'ny seza fiandriananao mandrakizay doria kosa ny zanany.