Psalms 132:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa nifidy an’i Ziona ary naniry azy ho fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh efa nifidy an’i Siôna, sy naniry ho fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO efa nifidy an’i Tsiôna, izay tiany hatao fonenana.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nifidy an'i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa nifidy an’i Ziona* ary naniry azy ho fonenany.
malagasy
Fa Jehovah efa nifidy an'i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.