Psalms 132:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona ao dia hampitafiako famonjena ary hihoby tokoa ny olo-masina ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotafîko famonjena ny mpisorony; ary hihoby amim-piravoravoana ny mpino ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorony hotafîko famonjena, ny mpivavaka hanao hobin-kafaliana.
Malagasy Bible 1865
Ny mpisorona ao dia hampitafiko famonjena; Ary hihoby tokoa ny olo-masina ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona ao dia hampitafiako famonjena ary hihoby tokoa ny olo-masina ao.
malagasy
Ny mpisorona ao dia hampitafiko famonjena; Ary hihoby tokoa ny olo-masina ao.