Psalms 132:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao no hampitsimohako tandroka ho an’i Davida sy hanamboarako jiro ho an’ny voahosotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohalehibeaziko ao ny fahefan’i Davida; hamboatra fanilo ho an’ny Voahosotro aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no hataoko mpanjaka mahery ny solofo iray avy amin’i Davida; ary ho toy ny fanilo maharitra izany mpanjaka voahosotro izany.
Malagasy Bible 1865
Ao no hampitsimohako tandroka ho an'i Davida Sy hanamboarako jiro ho an'ny voahosotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao no hampitsimohako tandroka* ho an’i Davida sy hanamboarako jiro ho an’ny voahosotro.
malagasy
Ao no hampitsimohako tandroka ho an'i Davida Sy hanamboarako jiro ho an'ny voahosotro.Ny fahavalony hampitafiko henatra; Fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny.