Psalms 132:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitafiako henatra ny fahavalony; fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satroboninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofonosiko henatra ny fahavalony, ary hamirapiratra eo an-kandriny kosa ny satroboninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahavalony hotafîko henatra, fa fehiloha manjelatra kosa no eo aminy.»
Malagasy Bible 1865
Ny fahavalony hampitafiko henatra; Fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitafiako henatra ny fahavalony; fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satroboninahiny.
malagasy
Ny fahavalony hampitafiko henatra; Fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny.