Psalms 132:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ilay nianianany tamin’NY TOMPO sy nanaovany voady tamin’ny Maherin’i Jakoba hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no fianianana nataony tamin’i Iaveh, izao no voadiny tamin’ny Maherin’i Jakôba:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy fa taminao, TOMPO ô, no nanaovany fianianana; taminao, ry ilay Maherin’i Jakôba, no nanaovany voady hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia ilay nianiana tamin'i Jehovah Sy nivoady tamin'ny Maherin'i Jakoba hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ilay nianianany tamin’NY TOMPO sy nanaovany voady tamin’ny Maherin’i Jakoba hoe:
malagasy
Dia ilay nianiana tamin'i Jehovah Sy nivoady tamin'ny Maherin'i Jakoba hoe: