Psalms 132:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba hiditra ao an-daiko aho na hiakatra amin’ny farafara fandriako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hiditra ao an-day fitoerako aho, na hiakatra eo am-parafara fialako sasatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsy hiditra ny tranolay fonenako aho na hiakatra ny farafara fandriako,
Malagasy Bible 1865
Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin'ny farafara fandriako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba hiditra ao an-daiko aho na hiakatra amin’ny farafara fandriako,
malagasy
Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin'ny farafara fandriako,