Psalms 132:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy mba havelako hatory ny masoko, na ho rendrehana ny hodimasoko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na hamela ny masoko hatory, na ny hodi-masoko ho rendremana akory,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy hamela ny masoko hatory aho na ny hodi-masoko ho rendremana,
Malagasy Bible 1865
Tsy mba havelako hatory ny masoko, Na ho rendrehana ny hodimasoko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy mba havelako hatory ny masoko, na ho rendrehana ny hodimasoko,
malagasy
Tsy mba havelako hatory ny masoko, Na ho rendrehana ny hodimasoko,