Psalms 132:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, nandre azy tany Efrata isika; nahita azy tany an-tsahan’i Jara isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro rentsika fa hoe any Efratà izy; hitantsika tany an-tsahan’i Jaara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro henonay hoe any Efratà ny Vatamasina; ary hitanay tao amin’ny sahan’i Jahara.
Malagasy Bible 1865
Indro, nandre azy tany Efrata isika; Nahita azy tao amin'ny saha anaty ala isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, nandre azy tany Efrata isika; nahita azy tany an-tsahan’i Jara isika.
malagasy
Indro, nandre azy tany Efrata isika; Nahita azy tao amin'ny saha anaty ala isika.[Na: tany an-tsahan'i Jara]