Psalms 132:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiditra any amin’ny fonenany isika ka hiankohoka eo amin’ny fitoeran-tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andeha ho ao amin’ny tabernaklan’i Iaveh, miankohofa eo anatrehan’ny lampihazo fitoeran-tongony isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa ndeha isika ho any amin’ny fonenan’ny Tompo sy hiankohoka eo anoloan’ny fitoeran-tongony!
Malagasy Bible 1865
Aoka hiditra any amin'ny fonenany isika Ka hivavaka eo amin'ny fitoeran-tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiditra any amin’ny fonenany isika ka hiankohoka eo amin’ny fitoeran-tongony.
malagasy
Aoka hiditra any amin'ny fonenany isika Ka hivavaka eo amin'ny fitoeran-tongony.