Psalms 132:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, TOMPO ô, ho amin’ny fitsaharanao, dia Ianao sy ny vata misy ny Fanekena misy ny herinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry Iaveh, avia eto amin’ny fitoerana fitsaharanao, ianao sy ny fiaran’ny fiandriananao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia, TOMPO ô, ho amin’ny toeram-pitsaharanao, dia Ianao sy ilay Vatamasina maneho ny herinao.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin'ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran'ny herinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, TOMPO ô, ho amin’ny fitsaharanao, dia Ianao sy ny vata misy ny Fanekena* misy ny herinao.
malagasy
Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin'ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran'ny herinao.