Psalms 132:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny mpisoronao hitafy fahamarinana ary aoka ny olonao masina hihoby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitafy fahamarinana anie ny mpisoronao, ary hihoby amim-piravoravoana anie ny mpino Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny mpisorona hitafy fahamarinana, ny mpivavaka aminao hihoby an-kafaliana!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny mpisoronao hirafy fahamarinana Ary aoka ny olonao masina hihoby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny mpisoronao hitafy fahamarinana ary aoka ny olonao masina hihoby.
malagasy
Aoka ny mpisoronao hirafy fahamarinana Ary aoka ny olonao masina hihoby.