Psalms 133:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre! Tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Endrey, tsara sady mamy, ho an’ny mpirahalahy ny miara-monina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Nataon’i Davida. Endrey, tsara sady mahafinaritra tokoa izany firîndran’ny mpiray tampo miara-monina!
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre! Tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.
malagasy
[Ny mahatsara ny fifankatiavana] Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]