Psalms 133:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ny tendrombohitra Ziona; fa voatendrin’NY TOMPO ho eo ny fitahiana, dia fiainana ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manahaka ny andon’i Hermôna izany, izay milatsaka eo amin’ny tampon’i Siôna; fa ao no nanorenan’i Iaveh ny fitahiana, ny fiainana ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny ando avy any amin’ny tendrombohitra Hermôna ka mirotsaka eo amin’ny tendrombohitra Tsiôna; satria eo Tsiôna no fanomezan’ny TOMPO fitahiana, dia ny fiaina-maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin'ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ny tendrombohitra Ziona*; fa voatendrin’NY TOMPO ho eo ny fitahiana, dia fiainana ho mandrakizay.
malagasy
Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin'ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.