Psalms 134:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandrata ny tananareo mankany amin’ny fitoerana masina ka misaora NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manandrata tanana ho amin’ny fitoerana masina, ary misaora an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manandrata tanana mitodika ny Toeramasina, ka misaora ny TOMPO ianareo.
Malagasy Bible 1865
Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandrata ny tananareo mankany amin’ny fitoerana masina ka misaora NY TOMPO.
malagasy
Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah.[Na: amin'ny fahamasinana]Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.