Psalms 134:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitahy anao avy ao Ziona anie NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitahy anao avy ao Siôna anie i Iaveh, izay nanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitahy anareo hatreto Tsiôna anie ny TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany!
Malagasy Bible 1865
Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitahy anao avy ao Ziona* anie NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
malagasy
Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.