Psalms 135:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Miderà ny anaran’NY TOMPO; miderà Azy, ianareo mpanompon’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà ny Anaran’i Iaveh, Miderà Azy ianareo mpanompon’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Miderà ny anaran’ny TOMPO ianareo. Miderà Azy ianareo mpanompony
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Miderà ny anaran'i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Miderà ny anaran’NY TOMPO; miderà Azy, ianareo mpanompon’NY TOMPO,
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny heriny sy ny nitondrany ny Isiraely, ary filazana ny mahatsinontsinona ny sampy] Haleloia. Miderà ny anaran'i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon'i Jehovah,