Psalms 135:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Ilay namely ny Jentilisa maro ka nahafaty mpanjaka mahery,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Firenena maro no nasiany, ary mpanjaka mahery no novonoiny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namely hafa firenena maro Izy sy nahafaty mpanjaka mahery,
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay namely ny jentilisa maro Ka nahafaty mpanjaka mahery,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Ilay namely ny Jentilisa* maro ka nahafaty mpanjaka mahery,
malagasy
Dia Ilay namely ny jentilisa maro Ka nahafaty mpanjaka mahery,