Psalms 135:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita sy i Oga mpanjakan’i Basana ary ny fanjakan’i Kanana rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, i Oga mpanjakan’i Basàna, mbamin’ny mpanjaka rehetra tany Kanaana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita sy i Hôga mpanjakan’i Basàna, ary namely ny fanjakana rehetra izay manerana an’i Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Dia Sihona, mpanjakan'ny Amorita, Sy Oga, mpanjakan'i Basana, Ary ny fanjakan'i Kanana rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita sy i Oga mpanjakan’i Basana ary ny fanjakan’i Kanana rehetra;
malagasy
Dia Sihona, mpanjakan'ny Amorita, Sy Oga, mpanjakan'i Basana, Ary ny fanjakan'i Kanana rehetra;